|
|
|
|

Teny iditra1  fotoana mety ho nisehoan'ny fay
Singan-teny  2 fotoana, 3 mety, 4 miseho, 5 fay
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 vinavina hilazana ny taonan'ny faritra iray izay tapaka na mitriatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 âge relatif d'une faille. [1.13]
Voambolana  9  Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12